Ino Malaza n°13 Marsa 2019
Sary : fitsangantsanganana anovozam-pahalalàna miaraka amin’ireo ankizy tany Ambohimanga, vohitra manan-daja amin’ny tantaran’ny Madagasikara.
Herintaona aty aoriana, miverina indray ny gazety Ino Malaza vokarin’ny ATD Quart Monde Madagasikara ! Araho an-tsipiriany ary ny vaovao nandritra ny taona 2018 !
Indro ary ny gazety n°13 :
Matoan-dahatsoratra
- Savaranonando : mbola mieritreritra ny tany nampanantenaina ve ireo fianakaviana rava trano ?
- Fialambolin’ny mpianakavy
- Miandalana ny firotsahako
- Vaovao iraisam-pirenena : fitaovana mahomby iadiana amin’ny fahantrana sy fanavakavahana ny fanabeazana
- Fankalazana ny volan’ny ankizy
- Fitsangantsanganana anovozam-pahalalàna
- Andro Iraisam-pirenenan’ny tanora
- Fiofanana hahafantarana bebe kokoa ny Fikambanana
- Izay vao tsapako fa azo atao tsara ny mifanampy amin’ny alàlan’ny torohevitra….
- Fifampiarahabana tratry ny taona