Ino Malaza n°14 Jolay 2019
![](https://www.atd-fourthworld.org/wp-content/uploads/sites/5/2019/07/P4090905-001.jpg)
Ny gazety Ino Malaza vokarin’ny ATD Quart Monde Madagasikara dia faly mizara vaovao ho antsika rehetra indray amin’ity volana Jolay ity.
Indro ary ny laharana n°14
![](https://www.atd-fourthworld.org/wp-content/uploads/sites/5/2019/07/Ino-Malaza_MG.jpg)
Matoan-dahatsoratra
- Savaranonando
- Fitsangantsanganana fanitaram-pahalalan’ny tanora
- Fiofanana ho fandalinana sy famantarana misimisy kokoa ny Fikambanana
- Fiofanan’ny mpanentana
- Fampahafantarana voalohany ny Fikambanana
- Raha ny Fonenana mendrika no atao vain-dohan-draharaha
- Fitsangantsanganana anitaram-pahalalan’ireo tanora
- Ataoko ity noho ny fitiavako ny zanako sy ny sy ny fahadiovan’ny Kartie
- Fikarohana nandraisan’ny rehetra anjara ny lafiny miafina amin’ny fahantrana
- Baolina kitra ifanaovan’ny samy Fikambanana