Malagasy
Ino Malaza n°14 Jolay 2019
Ny gazety Ino Malaza vokarin’ny ATD Quart Monde Madagasikara dia faly mizara vaovao ho antsika rehetra indray amin’ity volana Jolay (…) Read more
Miray hina ho an’ny faritra misy azy ny mponin’Antohomadinika
Tsy maintsy mirobo-drano foana ao amin’ny Fokontanin’Antohomadinka, afovoan’Antananarivo, renivohitr’i Madagasikara ao mandritra ny vanim-potoanan’ny orana. Tsy afa-manova ny toe-javatra mihitsy (…) Read more
Ino Malaza n°13 Marsa 2019
Sary : fitsangantsanganana anovozam-pahalalàna miaraka amin’ireo ankizy tany Ambohimanga, vohitra manan-daja amin’ny tantaran’ny Madagasikara. Herintaona aty aoriana, miverina indray ny (…) Read more
Ino Malaza n°12 Avril 2018
Tsiahin’ny zava-niseho vitsivitsy tamin’ny taona 2017 dia: – ny fifampizaràna ny kanto amam-pahalalana ao anaty fety – ny fanentanana ny (…) Read more
Ino Malaza n°11 Desambra 2016
MATOAN-DAHATSORATRA – Matoan-dahatsoratra : “mandry tsy lavo loha” mandrakariva ny Fianakaviana eny Andramiarana – Akon’ny 17 Oktôbra: filalaovana an-tsehatra ny fijoroana (…) Read more