Malagasy
Ino Malaza n°10
Matoan-dahatsoratra Fivoaran’ny MMM (Miasa Mianatra Miaraka) I Joany sy ny fahafahany Fanaovam-beloma an’i Guillaume “Université Populaire Quart Monde” fahatelo tao (…) Read more
Ino Malaza n°9
“Ireo trangan-javatra nandritra ny faramparan’ny taona” : Eny, ho an’ny fampandrosoana, saingy ho an’ny rehetra-Fiofanan’ny mpanentana Famakiam-boky mifindrafindra ao amin’ny (…) Read more
Ino Malaza n°9 : 17 Oktobra 2015
Mizara roa lehibe ny zavatra hita ao amin’ity laharana ity: Ny tokony ho fantatra mikasika ny andron’ny 17 Oktôbra izay (…) Read more
Madagasikara : ny vokatra nahafa- po ny hetsika fifampizarana ny zava-kanto amam-pahalalana
Tena nandrasana tokoa ny fanatontosana ny hetsika fifampizarana ny zava-kanto amam-pahalalana tamin’ny taona 2015 : taorian’ny tsy fisiany nandritra ny 8 (…) Read more
Ino Malaza n°8
avril 2015 Ity gazety Ino Malaza laharana faha-8 ity dia natokana indrindra ho fahatsiarovana an’i Tompokolahy Rolland ANDRIAMAMONJISOA ary koa (…) Read more