Ino Malaza n°11 Desambra 2016

MATOAN-DAHATSORATRA 
– Matoan-dahatsoratra : “mandry tsy lavo loha” mandrakariva ny Fianakaviana eny Andramiarana
– Akon’ny 17 Oktôbra: filalaovana an-tsehatra ny fijoroana vavolombelon’ny fianakaviana
– Fandraisan’ny ekipan’Antananarivo mpiana-draharaha 4: handalina bebe kokoa ny toe-tsain’ny Fikambanana
– Tetikasa fianarana maka sary miaraka amin’ny Fikambanana STENOP’ART: fanamafisana ny fifankatiavana, firaisan-kina ary fahalalan’ny ankizy
– Fanadiovana ny tanànan’Antohomadinika : Asa nifanakonan’ny mponina sy ny Fikambanana nahatonga risi-po sy finiavana.
– Fiaraha-miasa tamin’ny MMM :fandraisana anjara tamin’ny varotra fampisehoana nandritra ny Fihaonana Faratampon’ny tany miteny frantsay nampirehareha ireo mpanao asa tanana.
– Fitokanana ny “CLIC ATD Quart Monde”: fifanekem-piaraha-miasa amin’ny tranomboky hahafaha-manavao ny boky sy hahazoana fiofanana
– Fitsidihan’ny Solontem-paritra an’i Toliara sy fanaovam-beloma an’i Gaudefroi.