Ino Malaza n°6

- Matoan-dahatsoratra: “Université Populaire Quart Monde”, lalana mankany amin’ny fanafahana.
- Inona ny MMM ?
- Ankizy maneho talenta sady miady amin’ny herisetra
- Mpiandraikitra ny tranomboky misokatra amin’ny hafa sady mampandroso ny asany.
- Vaovaon’ny mpirotsaka an-tsitrapo
- Tomban’ezaka AFD sy ny fanadihadiana teny Andramiarana
- Karatra maha-mpikambana: nahoana?
- Filazalazana momba ny taon-jôbily
- Akon’ny 17 Oktôbra: Antananarivo, Mahajanga sy Toliara ary La Réunion